HOBIO (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O Hobio, o ! Derao
O ! Hobio, o ! Derao
O ! yzbcwde Mihira, qrph Hirao ankalazao
Ka mifalia sy mihobia
Hobio ilwz ilay mpanafaka nanolotra ny rany soa

1. ( Ankalazao)  O ! Asandrato re derao derao fa lehibe
Lehibe derao lazao fa mendrik’Azy
Derao ny haja sy saotra
Derao derao o ! derao fa mendrika
Lazao isaorana mendrika isaorana

2. (Ilay Jesoa) Jesoa nandatsaka
Ny Rany tao Kalvary
Ary namonjy tononkira.serasera.org ahy vita ny famonjeny
Sy ianao ho ahy sy ianao
Derao derao O ! derao fa mendrika
Lazao isaorana mendrika isaorana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)
Vangy : 651
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenodera-Philberto
Daty : 12/07/2023 14:16
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0406