HOBIO (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O Hobio, o ! Derao
O ! Hobio, o ! Derao
O ! Mihira, Hirao ankalazao
Ka mifalia sy mihobia
Hobio ilay mpanafaka nanolotra ny rany soa

1. ( Ankalazao)  O ! Asandrato re derao derao fa lehibe
Lehibe derao lazao fa mendrik’Azy
Derao ny haja sy saotra
Derao derao o ! derao fa mendrika
Lazao isaorana mendrika isaorana

2. (Ilay Jesoa) Jesoa nandatsaka
Ny Rany tao Kalvary
Ary namonjy ahy vita ny famonjeny
Sy ianao ho ahy sy ianao
Derao derao O ! derao fa mendrika
Lazao isaorana mendrika isaorana
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0853