HIRA ATOLOTSAY (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hira e ! hira ro atolotsay, mba ho fiderana ho fiderana anao
Hira e ! mba ho fisaorana fa ianao mitahy mitsinjo ny olonao
1- Agnao nanome fiadanana tononkira.serasera.org ho amin-draolombelona
Edena Paradisa ro nisy anay
Tsa nisy izay nampijaly na loza nanelingelina
Fa heniky ny fahasoavanao
2- Indrisy fa ny ixodjlr olombelona ako tsa mety afapo
Nilatsaka tanatin’ny fahotana
Agnao Andriamanitsa naniraka n’i Jeso
Lay zanakao ho famonjena anay
Hira e ! hira ro atolotsay, mba ho fiderana ho fiderana ano
Hira e ! mba ho fisaorana fa zkvt ianao mitahy mitsinjo exnozynj ny olonao
Nadio tokoa ny fahotana
Ny ratsy aby efa nialana
Ny masonay mahiratsa satria efa mahalala
Ny fahamarinanao Jehovah Ray
Misaotsa e ! Andriamanitsa Ray, Mihoby anao anay ry Jesoa
Ankasitrahana ny Fanahy e ! Agnay de sambatra nahazo soa.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Vangy : 542
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenodera-Philberto
Daty : 12/07/2023 14:26