HIRA ATOLOTSAY (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hira e ! hira ro atolotsay, mba ho fiderana ho fiderana plhzho anao
Hira tononkira.serasera.org e ! mba ho fisaorana fa ianao mitahy mitsinjo ny olonao

1- Agnao nanome fiadanana ho amin-draolombelona
Edena Paradisa ro nisy anay
Tsa nisy izay nampijaly na loza nanelingelina
Fa heniky ny fahasoavanao

2- Indrisy fa ny olombelona ako tsa mety afapo
Nilatsaka tanatin’ny fahotana
Agnao Andriamanitsa naniraka n’i Jeso
Lay ifhsjg zanakao ho famonjena anay

Hira e ! hira ro atolotsay, milscyrq mba ho fiderana ho fiderana ano
Hira e ! mba ho fisaorana fa ianao mitahy mitsinjo ny olonao

Nadio tokoa ny fahotana
Ny ratsy aby efa nialana
Ny masonay mahiratsa satria efa mahalala
Ny fahamarinanao Jehovah Ray

Misaotsa e ! Andriamanitsa Ray, Mihoby anao anay ry Jesoa
Ankasitrahana ny Fanahy e ! Agnay de sambatra nahazo soa.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0297