Ampidiro aloha ny tenimiafina
HIRA ATOLOTSAY (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hira e ! hira ro atolotsay, mba ho fiderana ho fiderana cqip anao
Hira e ! mba ho fisaorana fa ianao mitahy mitsinjo ny olonao
1- Agnao nanome fiadanana ho amin-draolombelona
Edena Paradisa ro nisy anay
Tsa nisy izay nampijaly na loza nanelingelina
Fa heniky ny fahasoavanao
2- Indrisy fa ny olombelona ako tsa mety afapo
Nilatsaka tanatin’ny fahotana
Agnao Andriamanitsa naniraka n’i Jeso
Lay zanakao ho famonjena anay
Hira e ! hira ro atolotsay, mba ho fiderana ho ssrkw fiderana ano
Hira e ! mba ho fisaorana fa ianao mitahy mitsinjo ny kbucqwv olonao
Nadio tokoa ny fahotana
Ny tononkira.serasera.org ratsy aby efa nialana
Ny masonay mahiratsa satria efa mahalala
Ny fahamarinanao Jehovah Ray
Misaotsa e ! Andriamanitsa Ray, Mihoby anao anay ry Jesoa
Ankasitrahana ny Fanahy e ! Agnay de sambatra nahazo soa.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Visites : 507
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fenodera-Philberto
Date : 12/07/2023 14:26