Hidera Aho (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hidera an’i Jehovah aho, Hidera amin’ny foko rehetra aho
Hidera aho
Fa maro ny fahagagana nataony teo amin’ny fiainako
Hidera aho
Ho faly sy ho exwmzh ravo aminao
Hankalaza ny anaranao masina
Ho faly sy ho ravo aminao
Hankalaza Anao ry Avo Indrindra ô
Soa marobe tokoa ry Ray no nomenao
Fa tena mbola velona ny aiko hatramin’izao
Devoly sy satana izay miseho ho fahavalo
Levonin’i Jesoa ka toy ny zavona mandalo
Ity tanora kely tsinontsinona akory
Satria tena mpanota kvcusx ka tsy dmjmy mendrika hitory
No indro efa nasandratra ho zanaky tononkira.serasera.org ny Ray
Ka mendrika hahazo fiainana mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Vangy : 744
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenodera-Philberto
Daty : 13/07/2023 10:49