Hidera Aho (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hidera an’i Jehovah aho, Hidera amin’ny foko rehetra aho
Hidera aho
Fa maro ny fahagagana nataony teo amin’ny fiainako
Hidera aho
Ho faly sy vvzrcvq ho ravo aminao
Hankalaza ny anaranao masina
Ho faly sy ho ravo aminao
Hankalaza Anao ry Avo Indrindra ô
Soa marobe tokoa ry Ray no nomenao
Fa tena mbola velona ny aiko hatramin’izao
Devoly sy satana aimakuv izay miseho ho fahavalo
Levonin’i Jesoa ka toy ny zavona mandalo
Ity tanora ogaowpce kely tsinontsinona akory
Satria tena mpanota ka tsy mendrika hitory
No indro efa tononkira.serasera.org nasandratra ho zanaky ny Ray
Ka mendrika hahazo fiainana mandrakizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Visites : 745
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fenodera-Philberto
Date : 13/07/2023 10:49