Hidera Aho (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hidera an’i Jehovah aho, Hidera amin’ny foko rehetra aho
Hidera aho
Fa maro ny fahagagana nataony teo amin’ny fiainako
Hidera aho
Ho faly sy ho ravo aminao
Hankalaza ny anaranao masina
Ho faly sy ho ravo aminao
Hankalaza Anao ry Avo Indrindra ô
Soa marobe tokoa ry Ray no ndsyjef nomenao
Fa tena mbola tononkira.serasera.org velona ny aiko hatramin’izao
Devoly sy satana izay miseho ho fahavalo
Levonin’i Jesoa ka toy ny zavona mandalo
Ity tanora kely tsinontsinona akory
Satria nwxjcbcl tena mpanota ka tsy mendrika hitory
No indro efa nasandratra ho zanaky yjfnmlee ny Ray
Ka mendrika hahazo fiainana mandrakizay

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Hits : 746
Likes : 0 Like
Created by : Fenodera-Philberto
Date : 13/07/2023 10:49