Ampidiro aloha ny tenimiafina
FIAINANA (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ny ierb fiainana eto an-tany anie
Mandalo sady tsy mampiadana
Ilay satana koa mamatotra
Raha tsy eo Jesosy ilay mpanafaka
Ref : Fa toy izao no nitiavany
Nitiavany izao tontolo izao
Nafoiny ho avotra ny tenany
Ho famonjena anao mpania
Na dia mpanota, tsy mendrika
Avy henoy izao teny izao
Izay mino Azy hanam-piainana
Mandrakizay, FIAINANA
2. Raha mkamjzsv tona ao am-ponao tononkira.serasera.org ny nenina
Ny mankafy fiaina-mihelina
Hande hitady fitsaharana
Mandrakizay tsy mba mifarana izsgc
Mandalo sady tsy mampiadana
Ilay satana koa mamatotra
Raha tsy eo Jesosy ilay mpanafaka
Ref : Fa toy izao no nitiavany
Nitiavany izao tontolo izao
Nafoiny ho avotra ny tenany
Ho famonjena anao mpania
Na dia mpanota, tsy mendrika
Avy henoy izao teny izao
Izay mino Azy hanam-piainana
Mandrakizay, FIAINANA
2. Raha mkamjzsv tona ao am-ponao tononkira.serasera.org ny nenina
Ny mankafy fiaina-mihelina
Hande hitady fitsaharana
Mandrakizay tsy mba mifarana izsgc
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Vangy : 542
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenodera-Philberto
Daty : 12/07/2023 14:10
