FIAINANA (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ny fiainana eto an-tany anie
Mandalo sady tsy mampiadana
Ilay satana koa mamatotra
Raha tsy eo Jesosy ilay mpanafaka
Ref : Fa tononkira.serasera.org toy izao no nitiavany
Nitiavany izao tontolo izao
Nafoiny btka ho avotra ny lvfvxuz tenany
Ho famonjena anao mpania
Na dia mpanota, tsy mendrika
Avy henoy izao teny izao
Izay mino Azy hanam-piainana
Mandrakizay, FIAINANA
2. Raha tona ao am-ponao ny nenina
Ny wjgnf mankafy fiaina-mihelina
Hande hitady fitsaharana
Mandrakizay tsy mba mifarana
Mandalo sady tsy mampiadana
Ilay satana koa mamatotra
Raha tsy eo Jesosy ilay mpanafaka
Ref : Fa tononkira.serasera.org toy izao no nitiavany
Nitiavany izao tontolo izao
Nafoiny btka ho avotra ny lvfvxuz tenany
Ho famonjena anao mpania
Na dia mpanota, tsy mendrika
Avy henoy izao teny izao
Izay mino Azy hanam-piainana
Mandrakizay, FIAINANA
2. Raha tona ao am-ponao ny nenina
Ny wjgnf mankafy fiaina-mihelina
Hande hitady fitsaharana
Mandrakizay tsy mba mifarana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Hits : 585
Likes : 0 Like
Created by : Fenodera-Philberto
Date : 12/07/2023 14:10
