FIAINANA (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ny fiainana eto an-tany anie
Mandalo tononkira.serasera.org sady tsy mampiadana
Ilay satana koa mamatotra
Raha tsy eo Jesosy ilay mpanafaka
Ref : Fa toy izao no nitiavany
Nitiavany izao tontolo izao
Nafoiny ho avotra ny tenany
Ho famonjena anao modw mpania
Na dia mpanota, tsy mendrika
Avy henoy izao nird teny izao
Izay mino Azy hanam-piainana
Mandrakizay, FIAINANA
2. Raha tona ao am-ponao ny nenina
Ny mankafy fiaina-mihelina
Hande hitady ejkg fitsaharana
Mandrakizay tsy mba mifarana
Mandalo tononkira.serasera.org sady tsy mampiadana
Ilay satana koa mamatotra
Raha tsy eo Jesosy ilay mpanafaka
Ref : Fa toy izao no nitiavany
Nitiavany izao tontolo izao
Nafoiny ho avotra ny tenany
Ho famonjena anao modw mpania
Na dia mpanota, tsy mendrika
Avy henoy izao nird teny izao
Izay mino Azy hanam-piainana
Mandrakizay, FIAINANA
2. Raha tona ao am-ponao ny nenina
Ny mankafy fiaina-mihelina
Hande hitady ejkg fitsaharana
Mandrakizay tsy mba mifarana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Hits : 544
Likes : 0 Like
Created by : Fenodera-Philberto
Date : 12/07/2023 14:10
