Fanahy ô (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy ô, masina lanao
Fanahy ô, midina lanao
Fenoinao ny fiainako
Fenoinao ny foko
Ny cjsuv saiko Tompo o, dia tsy mahatakatra
Fa lanao Fanahy no manolo-tsaina
Ny foko Tompo o, marefo ihany koa
Fa rtntl lanao Fanahy no mampahery ahy
Fa lanao Fanahy no mampahery ahy
Fa raha lanao Fanahy no mitarika ahy
Tsy ho diso lalana aho mandrakizay
Fanahy Masina (Fanahy Masina Ô)
No indro momba ejddy ahy
Manan-kery tononkira.serasera.org aho aminao Fanahy o
Manan-kery aho aminao Fanahy o
Fanahy ô, midina lanao
Fenoinao ny fiainako
Fenoinao ny foko
Ny cjsuv saiko Tompo o, dia tsy mahatakatra
Fa lanao Fanahy no manolo-tsaina
Ny foko Tompo o, marefo ihany koa
Fa rtntl lanao Fanahy no mampahery ahy
Fa lanao Fanahy no mampahery ahy
Fa raha lanao Fanahy no mitarika ahy
Tsy ho diso lalana aho mandrakizay
Fanahy Masina (Fanahy Masina Ô)
No indro momba ejddy ahy
Manan-kery tononkira.serasera.org aho aminao Fanahy o
Manan-kery aho aminao Fanahy o
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Vangy : 572
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenodera-Philberto
Daty : 13/07/2023 10:42
