Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fanahy ô (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy ô, masina lanao
Fanahy ô, midina lanao
Fenoinao ny fiainako
Fenoinao ny foko
Ny saiko Tompo o, dia tsy mahatakatra
Fa lanao Fanahy no manolo-tsaina
Ny foko Tompo o, marefo ihany koa
Fa lanao Fanahy no mampahery ahy
Fa lanao Fanahy no mampahery ahy
Fa raha lanao Fanahy no mitarika ahy
Tsy ho diso lalana gzkadg aho mandrakizay
Fanahy Masina (Fanahy Masina tononkira.serasera.org Ô)
No indro momba ahy
Manan-kery nvcagyp mhta aho aminao Fanahy o
Manan-kery aho aminao Fanahy o
Fanahy ô, midina lanao
Fenoinao ny fiainako
Fenoinao ny foko
Ny saiko Tompo o, dia tsy mahatakatra
Fa lanao Fanahy no manolo-tsaina
Ny foko Tompo o, marefo ihany koa
Fa lanao Fanahy no mampahery ahy
Fa lanao Fanahy no mampahery ahy
Fa raha lanao Fanahy no mitarika ahy
Tsy ho diso lalana gzkadg aho mandrakizay
Fanahy Masina (Fanahy Masina tononkira.serasera.org Ô)
No indro momba ahy
Manan-kery nvcagyp mhta aho aminao Fanahy o
Manan-kery aho aminao Fanahy o
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Hits : 534
Likes : 0 Like
Created by : Fenodera-Philberto
Date : 13/07/2023 10:42
