Fanahy ô (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fanahy ô, masina lanao
Fanahy ô, midina lanao
Fenoinao ny fiainako
Fenoinao ny foko

Ny saiko Tompo o, scsfdm dia tsy mahatakatra
Fa lanao Fanahy fyxe no manolo-tsaina
Ny foko Tompo o, tononkira.serasera.org marefo ihany koa

Fa lanao Fanahy no mampahery ahy
Fa lanao Fanahy no mampahery ahy
Fa raha lanao Fanahy no mitarika ahy
Tsy ho diso lalana aho mandrakizay
Fanahy Masina (Fanahy erhe Masina Ô)
No indro momba ahy
Manan-kery aho aminao Fanahy o
Manan-kery aho aminao Fanahy o

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)
Visites : 611
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fenodera-Philberto
Date : 13/07/2023 10:42
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0294