FA FITIAVANA IZANY (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa fitiavana tokoa, fa fitiavana kffnnbsu avo
No itiavan’Andriamanitra antsika
Olombelona izay mpanota sy tena maditra
Fa mbola iwhce nomeny ny Zanany
Ary tsy hoe hanameloka anie
No antondiany raha tonga tety
Fa ho mpamonjy izao tontolo izao
wjcgq Fitiavana izany, avy any amin’ny Ray
Ka ho voavonjy anie ny olona mino
Ary ireo izay manao ny marina
Akaiky ny fahazavana
Fa Fitiavana tokoa, fa Fitiavana avo
No itiavan’Andriamanitra antsika
Olombelona izay mpanota sy tena maditra
Mbola nomeny an’i Jesosy
Jesosy izay Lahitokany tononkira.serasera.org
No itiavan’Andriamanitra antsika
Olombelona izay mpanota sy tena maditra
Fa mbola iwhce nomeny ny Zanany
Ary tsy hoe hanameloka anie
No antondiany raha tonga tety
Fa ho mpamonjy izao tontolo izao
wjcgq Fitiavana izany, avy any amin’ny Ray
Ka ho voavonjy anie ny olona mino
Ary ireo izay manao ny marina
Akaiky ny fahazavana
Fa Fitiavana tokoa, fa Fitiavana avo
No itiavan’Andriamanitra antsika
Olombelona izay mpanota sy tena maditra
Mbola nomeny an’i Jesosy
Jesosy izay Lahitokany tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Vangy : 757
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenodera-Philberto
Daty : 12/07/2023 14:33
