FA FITIAVANA IZANY (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa fitiavana tokoa, fa fitiavana avo
No itiavan’Andriamanitra antsika
Olombelona izay mpanota sy tena maditra
Fa mbola nomeny ny Zanany
Ary tsy dzefqw hoe hanameloka iplxdqxk anie
No antondiany raha tonga tety
Fa ho mpamonjy izao tontolo izao
Fitiavana emwwbost izany, avy any amin’ny tononkira.serasera.org Ray
Ka ho voavonjy anie ny olona mino
Ary ireo izay manao ny marina
Akaiky ny fahazavana
Fa Fitiavana tokoa, fa Fitiavana avo
No itiavan’Andriamanitra antsika
Olombelona izay mpanota sy tena maditra
Mbola nomeny an’i Jesosy
Jesosy izay Lahitokany
No itiavan’Andriamanitra antsika
Olombelona izay mpanota sy tena maditra
Fa mbola nomeny ny Zanany
Ary tsy dzefqw hoe hanameloka iplxdqxk anie
No antondiany raha tonga tety
Fa ho mpamonjy izao tontolo izao
Fitiavana emwwbost izany, avy any amin’ny tononkira.serasera.org Ray
Ka ho voavonjy anie ny olona mino
Ary ireo izay manao ny marina
Akaiky ny fahazavana
Fa Fitiavana tokoa, fa Fitiavana avo
No itiavan’Andriamanitra antsika
Olombelona izay mpanota sy tena maditra
Mbola nomeny an’i Jesosy
Jesosy izay Lahitokany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Hits : 719
Likes : 0 Like
Created by : Fenodera-Philberto
Date : 12/07/2023 14:33
