FA FITIAVANA IZANY (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa fitiavana tokoa, fa fitiavana avo
No itiavan’Andriamanitra antsika
Olombelona izay tononkira.serasera.org mpanota sy tena maditra
Fa mbola nomeny rmeqc ny Zanany
Ary tsy hoe hanameloka anie
No antondiany raha kgadah tonga tety
Fa zaajoiuf ho mpamonjy izao tontolo izao
Fitiavana izany, avy any amin’ny Ray
Ka ho voavonjy anie ny olona mino
Ary ireo izay manao ny marina
Akaiky ny fahazavana
Fa Fitiavana tokoa, fa Fitiavana avo
No itiavan’Andriamanitra antsika
Olombelona izay mpanota sy tena maditra
Mbola nomeny an’i Jesosy
Jesosy izay Lahitokany
No itiavan’Andriamanitra antsika
Olombelona izay tononkira.serasera.org mpanota sy tena maditra
Fa mbola nomeny rmeqc ny Zanany
Ary tsy hoe hanameloka anie
No antondiany raha kgadah tonga tety
Fa zaajoiuf ho mpamonjy izao tontolo izao
Fitiavana izany, avy any amin’ny Ray
Ka ho voavonjy anie ny olona mino
Ary ireo izay manao ny marina
Akaiky ny fahazavana
Fa Fitiavana tokoa, fa Fitiavana avo
No itiavan’Andriamanitra antsika
Olombelona izay mpanota sy tena maditra
Mbola nomeny an’i Jesosy
Jesosy izay Lahitokany
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Visites : 717
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fenodera-Philberto
Date : 12/07/2023 14:33
