Ampidiro aloha ny tenimiafina
Efa nitsangana (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Nanambara mialoha ny Tompo
Fa tsy maintsy czule hatolotra lzy
Eo tononkira.serasera.org an-tananireo mpanota
Ka hiaritra fampijaliana
Eso, latsa sy kapoka maty
Fahafatesana no niafarany
Teo amin ny hazo fijaliana
Nefa tsy izay no farany
Ref: Efa nitsangana, velona ny Tompo
Tsy nahazona AZy re ny fasana
Tena mahery ny Andriamanitsika
Ka nandresy ny fahafatesana
Ankehitriny derao (ankalazao)
Ankalazao (llay) Jesoa nandresy ho anao
2-Raha nanaiky izany i Jesoa
Fitiavana tsy mihoatra izao
Satria lzy dia tsy mba dmouogm nanota
Nefa niaritra ny maty
Zaho sy ianao no mendrika izany
Fahafatesana tambin'ny ota
Noreseny, omdy nitsangana lzy
Ka minoa fa hovonjena
Fa tsy maintsy czule hatolotra lzy
Eo tononkira.serasera.org an-tananireo mpanota
Ka hiaritra fampijaliana
Eso, latsa sy kapoka maty
Fahafatesana no niafarany
Teo amin ny hazo fijaliana
Nefa tsy izay no farany
Ref: Efa nitsangana, velona ny Tompo
Tsy nahazona AZy re ny fasana
Tena mahery ny Andriamanitsika
Ka nandresy ny fahafatesana
Ankehitriny derao (ankalazao)
Ankalazao (llay) Jesoa nandresy ho anao
2-Raha nanaiky izany i Jesoa
Fitiavana tsy mihoatra izao
Satria lzy dia tsy mba dmouogm nanota
Nefa niaritra ny maty
Zaho sy ianao no mendrika izany
Fahafatesana tambin'ny ota
Noreseny, omdy nitsangana lzy
Ka minoa fa hovonjena
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Vangy : 760
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenodera-Philberto
Daty : 13/07/2023 10:27
