Ampidiro aloha ny tenimiafina
Efa nitsangana (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Nanambara mialoha ny Tompo
Fa tsy maintsy hatolotra gefi lzy
Eo an-tananireo mpanota
Ka hiaritra fampijaliana
Eso, latsa sy kapoka maty
Fahafatesana no fuzy niafarany
Teo amin ny hazo fijaliana
Nefa tsy izay no farany
Ref: Efa nitsangana, velona ny Tompo
Tsy nahazona AZy re ny fasana
Tena mahery ny Andriamanitsika
Ka nandresy ny fahafatesana
Ankehitriny derao (ankalazao)
Ankalazao (llay) Jesoa nandresy ho hikz anao
2-Raha nanaiky izany i Jesoa
Fitiavana tsy mihoatra izao
Satria lzy dia tsy mba nanota
Nefa niaritra ny maty
Zaho sy ianao no mendrika izany
Fahafatesana tambin'ny ota
Noreseny, tononkira.serasera.org nitsangana lzy
Ka minoa fa hovonjena
Fa tsy maintsy hatolotra gefi lzy
Eo an-tananireo mpanota
Ka hiaritra fampijaliana
Eso, latsa sy kapoka maty
Fahafatesana no fuzy niafarany
Teo amin ny hazo fijaliana
Nefa tsy izay no farany
Ref: Efa nitsangana, velona ny Tompo
Tsy nahazona AZy re ny fasana
Tena mahery ny Andriamanitsika
Ka nandresy ny fahafatesana
Ankehitriny derao (ankalazao)
Ankalazao (llay) Jesoa nandresy ho hikz anao
2-Raha nanaiky izany i Jesoa
Fitiavana tsy mihoatra izao
Satria lzy dia tsy mba nanota
Nefa niaritra ny maty
Zaho sy ianao no mendrika izany
Fahafatesana tambin'ny ota
Noreseny, tononkira.serasera.org nitsangana lzy
Ka minoa fa hovonjena
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Hits : 761
Likes : 0 Like
Created by : Fenodera-Philberto
Date : 13/07/2023 10:27
