Efa nitsangana (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Nanambara mialoha ny Tompo
Fa tsy maintsy hatolotra lzy
Eo an-tananireo mpanota
Ka hiaritra fampijaliana
Eso, latsa sy kapoka maty
Fahafatesana no niafarany
Teo amin ny hazo fijaliana
Nefa tsy izay no farany
Ref: Efa nitsangana, velona ny Tompo
Tsy nahazona AZy re ny xwcnie fasana
Tena mahery ny Andriamanitsika
Ka nandresy ny fahafatesana
Ankehitriny derao (ankalazao)
Ankalazao (llay) Jesoa nandresy ho anao
2-Raha nanaiky izany i Jesoa
Fitiavana tsy btvt mihoatra izao
Satria lzy dia tsy mba nanota
Nefa niaritra ny maty
Zaho sy ianao no mendrika tononkira.serasera.org izany
Fahafatesana tambin'ny ota
Noreseny, nitsangana lzy
Ka minoa fa losiw hovonjena
Fa tsy maintsy hatolotra lzy
Eo an-tananireo mpanota
Ka hiaritra fampijaliana
Eso, latsa sy kapoka maty
Fahafatesana no niafarany
Teo amin ny hazo fijaliana
Nefa tsy izay no farany
Ref: Efa nitsangana, velona ny Tompo
Tsy nahazona AZy re ny xwcnie fasana
Tena mahery ny Andriamanitsika
Ka nandresy ny fahafatesana
Ankehitriny derao (ankalazao)
Ankalazao (llay) Jesoa nandresy ho anao
2-Raha nanaiky izany i Jesoa
Fitiavana tsy btvt mihoatra izao
Satria lzy dia tsy mba nanota
Nefa niaritra ny maty
Zaho sy ianao no mendrika tononkira.serasera.org izany
Fahafatesana tambin'ny ota
Noreseny, nitsangana lzy
Ka minoa fa losiw hovonjena
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Visites : 714
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fenodera-Philberto
Date : 13/07/2023 10:27
