Ampidiro aloha ny tenimiafina
EFA NAMBARA NY MPAMINANY (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa nambara ny mpaminany
indro ny filazantsara
efa nambara ny mpaminany
tonga, efa tonga ny famonjena
Andriamanitra no nanome
ny lahitokany tsy crdz ho very izay mino Azy
ref: fa very e!e!e ! isika e!e!e (fa very isika x2)
raha mandray tononkira.serasera.org sy mino jllpgj Azy e!e !
fa tonga e!e! Ny Tomp e!e ! ‘tpnga ny Tompo x2)
teraka ho ahy sy ho anao yloa e!e!e
fa tonga nofo ny Teny
ka nonina tamintsika, hita ny voninahiny
izahay manambara aminao androany
indro ny filanzantsara
Ampandrosoy ao amponao
Jesoa ka raiso ny famonjena
ka ianao no teraka indray
ary tafiditra ho zanak’Andriamanitra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Vangy : 613
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenodera-Philberto
Daty : 12/07/2023 14:20