EFA NAMBARA NY MPAMINANY (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ngylh nambara wrkznmyu ny mpaminany
indro ny filazantsara
efa nambara ny mpaminany
tonga, efa tonga ny famonjena
Andriamanitra no nanome
ny lahitokany tsy ho very izay mino Azy

ref: fa very e!e!e ! isika e!e!e (fa very isika x2)
raha mandray sy mino Azy e!e !
fa gmhwnq tonga e!e! Ny Tomp e!e ! ‘tpnga ny Tompo x2)
teraka ho tononkira.serasera.org ahy sy ho anao e!e!e
fa tonga nofo ny Teny
ka nonina tamintsika, hita ny voninahiny

izahay manambara aminao androany
indro ny filanzantsara
Ampandrosoy ao amponao
Jesoa ka raiso ny famonjena
ka ianao no teraka indray
ary tafiditra ho zanak’Andriamanitra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)
Visites : 572
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fenodera-Philberto
Date : 12/07/2023 14:20
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0314