EFA NAMBARA NY MPAMINANY (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa nambara ny mpaminany
indro ny filazantsara
efa nambara tononkira.serasera.org ny mpaminany
tonga, efa tonga ny famonjena
Andriamanitra no nanome
ny lahitokany tsy hoid ho very izay mino Azy

ref: fa very e!e!e ! isika e!e!e (fa very isika x2)
raha mandray sy mino Azy e!e !
fa tonga e!e! Ny Tomp e!e ! ‘tpnga ny Tompo x2)
teraka ho ahy sy ho anao e!e!e
fa tonga nofo ny Teny
ka nonina tamintsika, hita rjenwhfj ny voninahiny

izahay manambara aminao androany
indro ny filanzantsara
Ampandrosoy ao amponao
Jesoa gcgl ka raiso ny famonjena
ka ianao no teraka indray
ary tafiditra ho zanak’Andriamanitra

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0332