Betlehema (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza no teraka tononkira.serasera.org Ilay jqyqdi Kristy
Ambarao anay, Aiza ilay Mesia?
Izy no Mpanjaka sy Mpanapaka
Mitady Azy izahay hiankohoka
Ary ianao ry Betlehema tanin’i Jodia
Tsy dia kely indrindra ianao fa ao aminao
No hivoahan’ny anankiray ho Mpanapaka
Sy ho Mpiandry ny olon’Andriamanitra
Miantso Anao izahay, Ry Jesoa Kristy
Te-ho eo aminao, R’Ilay Mesia
Ianao hanjaka sy hanapaka
Mitady Anao izahay, hiankohoka
(Betlehema!) Lay tanàna soa
(Tao no teraka) Lay Mpamonjy soa
(Tsy ao ihany) Fa ao am-poko phxpjno koa
(Betlehema) Lay tanàna soa
(Betlehema) Lay xicju tanàna soa
CHORALE ANTSAN’NY FAMONJENA Betlehema Ankofafa 2018
Ambarao anay, Aiza ilay Mesia?
Izy no Mpanjaka sy Mpanapaka
Mitady Azy izahay hiankohoka
Ary ianao ry Betlehema tanin’i Jodia
Tsy dia kely indrindra ianao fa ao aminao
No hivoahan’ny anankiray ho Mpanapaka
Sy ho Mpiandry ny olon’Andriamanitra
Miantso Anao izahay, Ry Jesoa Kristy
Te-ho eo aminao, R’Ilay Mesia
Ianao hanjaka sy hanapaka
Mitady Anao izahay, hiankohoka
(Betlehema!) Lay tanàna soa
(Tao no teraka) Lay Mpamonjy soa
(Tsy ao ihany) Fa ao am-poko phxpjno koa
(Betlehema) Lay tanàna soa
(Betlehema) Lay xicju tanàna soa
CHORALE ANTSAN’NY FAMONJENA Betlehema Ankofafa 2018
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Vangy : 609
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenodera-Philberto
Daty : 13/07/2023 10:47
