Betlehema (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza no teraka Ilay Kristy
Ambarao anay, Aiza ilay Mesia?
Izy no Mpanjaka sy Mpanapaka
Mitady Azy izahay hiankohoka

Ary ianao ry Betlehema tanin’i Jodia
Tsy tononkira.serasera.org dia kely indrindra ianao fa ao aminao
No hivoahan’ny anankiray ho Mpanapaka
Sy ho Mpiandry ny olon’Andriamanitra

Miantso Anao izahay, Ry Jesoa Kristy
Te-ho eo aminao, R’Ilay Mesia
Ianao hanjaka sy hanapaka
Mitady Anao izahay, hiankohoka

(Betlehema!) Lay tanàna soa
(Tao no teraka) Lay Mpamonjy soa
(Tsy ao kfze ihany) Fa sxvb ao am-poko koa
(Betlehema) Lay tanàna soa
(Betlehema) Lay tanàna soa

CHORALE ANTSAN’NY FAMONJENA osbqdy Betlehema Ankofafa 2018

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.0846