Betlehema (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza no teraka vebuwfqa Ilay Kristy
Ambarao anay, Aiza ilay pivkgj Mesia?
Izy no Mpanjaka sy Mpanapaka
Mitady Azy izahay hiankohoka
Ary ianao ry Betlehema tononkira.serasera.org tanin’i Jodia
Tsy dia kely indrindra ianao fa ao aminao
No hivoahan’ny anankiray ho Mpanapaka
Sy ho Mpiandry alwj ny olon’Andriamanitra
Miantso Anao izahay, Ry Jesoa Kristy
Te-ho eo aminao, R’Ilay Mesia
Ianao hanjaka sy hanapaka
Mitady Anao izahay, hiankohoka
(Betlehema!) Lay tanàna soa
(Tao no teraka) Lay Mpamonjy soa
(Tsy ao ihany) Fa ao am-poko koa
(Betlehema) Lay tanàna soa
(Betlehema) Lay tanàna soa
CHORALE ANTSAN’NY FAMONJENA Betlehema Ankofafa 2018
Ambarao anay, Aiza ilay pivkgj Mesia?
Izy no Mpanjaka sy Mpanapaka
Mitady Azy izahay hiankohoka
Ary ianao ry Betlehema tononkira.serasera.org tanin’i Jodia
Tsy dia kely indrindra ianao fa ao aminao
No hivoahan’ny anankiray ho Mpanapaka
Sy ho Mpiandry alwj ny olon’Andriamanitra
Miantso Anao izahay, Ry Jesoa Kristy
Te-ho eo aminao, R’Ilay Mesia
Ianao hanjaka sy hanapaka
Mitady Anao izahay, hiankohoka
(Betlehema!) Lay tanàna soa
(Tao no teraka) Lay Mpamonjy soa
(Tsy ao ihany) Fa ao am-poko koa
(Betlehema) Lay tanàna soa
(Betlehema) Lay tanàna soa
CHORALE ANTSAN’NY FAMONJENA Betlehema Ankofafa 2018
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Hits : 610
Likes : 0 Like
Created by : Fenodera-Philberto
Date : 13/07/2023 10:47
