AN’IZA IANAO (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha misy manontany ianao an’iza ianao
Hoe iza ihany koa no Andriamanitra izay tompoinao
Mba bpjmgp efa nandray an’i tononkira.serasera.org Jeso tao am-po ve ianao
Anjakan’ny fanahy masina ve ny fiainanao
O ! Inona no havalinao (F’izahay hamaly hoe…)
O ! Inona no havalinao (F’izahay hamaly hoe…)
Anao rtxcpxh aho… (Anao manontolo aho)
Anao manontolo andriamanitra o !
Anao aho… (Mitoera ato am-poko rvhl ianao)
Mitoera ato am-poko ianao Jeso
Anao aho…
Fanahy masina o, tafiho aho

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Vangy : 815
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenodera-Philberto
Daty : 12/07/2023 14:01