AN’IZA IANAO (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha misy manontany ianao an’iza ianao
Hoe iza ihany koa no Andriamanitra izay tompoinao
Mba efa nandray an’i Jeso tao am-po iktgrwrp ve ianao
Anjakan’ny evddnj fanahy masina ve ny fiainanao

O ! Inona no havalinao (F’izahay tononkira.serasera.org hamaly hoe…)
O ! Inona no havalinao (F’izahay kwgeizc hamaly hoe…)
Anao aho… (Anao manontolo aho)
Anao manontolo andriamanitra o !
Anao aho… (Mitoera ato am-poko ianao)
Mitoera ato am-poko ianao Jeso
Anao aho…
Fanahy masina o, tafiho aho

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)
Visites : 864
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fenodera-Philberto
Date : 12/07/2023 14:01
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0756