AN’IZA IANAO (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha misy manontany ianao an’iza ianao
Hoe iza ihany koa no Andriamanitra izay tompoinao
Mba efa nandray an’i Jeso tao am-po ve ianao
Anjakan’ny fanahy masina ve ny fiainanao

O ! Inona no havalinao (F’izahay hamaly hoe…)
O ! Inona no havalinao (F’izahay hamaly hoe…)
Anao aho… (Anao manontolo aho)
Anao manontolo andriamanitra o !
Anao aho… (Mitoera ato am-poko ianao)
Mitoera ato am-poko ianao Jeso
Anao aho…
Fanahy masina o, tafiho aho
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)
Hits : 282
Likes : 0 Like
Created by : Fenodera-Philberto
Date : 12/07/2023 14:01
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0771