Ampy ho anay (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)ampy ho anay ny fahasoavanao
ry Jesosy Tompo ô
ny famonjena izay vitanao
nanavotra anay
REF:ka hira sy fiderana no tononkira.serasera.org hasandratray ho anao Jeso
wgsxsujz fa feno ny fifaliana ny fonay indro midera Anao
henoy ny hira sy hobinay
unswtfl feno fisaorana
2) ny tenanay bpxsr voadionao
tamin’ny rànao soa
ilay satana efa resinao
afaka izahay
3)ny fiainanay zay nandray Anao
feno fitiavana
fa nananena ny lanitra
ilay paradisa soa
ry Jesosy Tompo ô
ny famonjena izay vitanao
nanavotra anay
REF:ka hira sy fiderana no tononkira.serasera.org hasandratray ho anao Jeso
wgsxsujz fa feno ny fifaliana ny fonay indro midera Anao
henoy ny hira sy hobinay
unswtfl feno fisaorana
2) ny tenanay bpxsr voadionao
tamin’ny rànao soa
ilay satana efa resinao
afaka izahay
3)ny fiainanay zay nandray Anao
feno fitiavana
fa nananena ny lanitra
ilay paradisa soa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Vangy : 634
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenodera-Philberto
Daty : 12/07/2023 13:58
