Ampy ho anay (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
rqrm 1)ampy ho anay ny fahasoavanao
ry Jesosy Tompo ô
ny famonjena izay vitanao
nanavotra anay
REF:ka hira sy fiderana no hasandratray ho anao Jeso
fa feno ny fifaliana ahak ny fonay indro midera Anao
henoy ny hira sy hobinay
feno fisaorana
2) ny tenanay voadionao
tamin’ny rànao soa
ilay satana efa resinao
afaka izahay
3)ny fiainanay tononkira.serasera.org zay nandray Anao
feno fitiavana
fa nananena ny lanitra
ilay gtliqsws paradisa soa
ry Jesosy Tompo ô
ny famonjena izay vitanao
nanavotra anay
REF:ka hira sy fiderana no hasandratray ho anao Jeso
fa feno ny fifaliana ahak ny fonay indro midera Anao
henoy ny hira sy hobinay
feno fisaorana
2) ny tenanay voadionao
tamin’ny rànao soa
ilay satana efa resinao
afaka izahay
3)ny fiainanay tononkira.serasera.org zay nandray Anao
feno fitiavana
fa nananena ny lanitra
ilay gtliqsws paradisa soa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Vangy : 676
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenodera-Philberto
Daty : 12/07/2023 13:58
