Ampy ho anay (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
lqfonq 1)ampy ho anay ny fahasoavanao
ry Jesosy Tompo ô
ny famonjena izay vitanao
nanavotra anay
REF:ka hira sy fiderana no tononkira.serasera.org hasandratray ho anao Jeso
fa feno ny fifaliana ny qxcuxvm fonay indro midera Anao
henoy ny hira sy hobinay
feno fisaorana
2) ny tenanay voadionao
tamin’ny rànao soa
ilay satana efa resinao
afaka izahay
3)ny fiainanay zay nandray Anao
feno fitiavana
fa nananena snxjp ny lanitra
ilay paradisa soa
ry Jesosy Tompo ô
ny famonjena izay vitanao
nanavotra anay
REF:ka hira sy fiderana no tononkira.serasera.org hasandratray ho anao Jeso
fa feno ny fifaliana ny qxcuxvm fonay indro midera Anao
henoy ny hira sy hobinay
feno fisaorana
2) ny tenanay voadionao
tamin’ny rànao soa
ilay satana efa resinao
afaka izahay
3)ny fiainanay zay nandray Anao
feno fitiavana
fa nananena snxjp ny lanitra
ilay paradisa soa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Hits : 635
Likes : 0 Like
Created by : Fenodera-Philberto
Date : 12/07/2023 13:58
