Derao Jeso (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dera asandratray laza ventesinay
Hoby kaloinay ho Anao Ry Andriamanitray
Foana ny fasana ota dia lasanao
Velona indray Jeso 'lay Mpanjakanay
Tsofy hatrany ny sodina
Tendreo koa ny valihanao
tononkira.serasera.org Dobodoboy ny aponganao
yusomlu Derao Jeso
Dera asandratray laza ventesinay
Hoby kaloinay ho Anao Ry rceq Andriamanitray
Foana ny fasana ota dia lasanao
Velona indray Jeso 'lay mpanjakanay
Tsara Ny Tompo Mpamindra fo
Sady mamonjy fzynq ny very izy
Koa asandrato ny feonao
Derao Jeso
Hoby kaloinay ho Anao Ry Andriamanitray
Foana ny fasana ota dia lasanao
Velona indray Jeso 'lay Mpanjakanay
Tsofy hatrany ny sodina
Tendreo koa ny valihanao
tononkira.serasera.org Dobodoboy ny aponganao
yusomlu Derao Jeso
Dera asandratray laza ventesinay
Hoby kaloinay ho Anao Ry rceq Andriamanitray
Foana ny fasana ota dia lasanao
Velona indray Jeso 'lay mpanjakanay
Tsara Ny Tompo Mpamindra fo
Sady mamonjy fzynq ny very izy
Koa asandrato ny feonao
Derao Jeso
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Hits : 956
Likes : 0 Like
Created by : Fenodera-Philberto
Date : 12/07/2023 12:26
