Derao Jeso (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dera asandratray laza ventesinay
Hoby kaloinay ho Anao efuyutc Ry Andriamanitray
Foana ny fasana ota dia tononkira.serasera.org lasanao
Velona indray Jeso 'lay Mpanjakanay
Tsofy hatrany ny sodina
Tendreo koa ny valihanao
phzj Dobodoboy ny aponganao
Derao Jeso
Dera asandratray laza ventesinay
Hoby kaloinay ho Anao Ry Andriamanitray
Foana ny fasana ota dia lasanao
Velona indray Jeso 'lay mpanjakanay
zqygmd Tsara Ny Tompo Mpamindra fo
Sady mamonjy ny very izy
Koa asandrato ny feonao
Derao Jeso
Hoby kaloinay ho Anao efuyutc Ry Andriamanitray
Foana ny fasana ota dia tononkira.serasera.org lasanao
Velona indray Jeso 'lay Mpanjakanay
Tsofy hatrany ny sodina
Tendreo koa ny valihanao
phzj Dobodoboy ny aponganao
Derao Jeso
Dera asandratray laza ventesinay
Hoby kaloinay ho Anao Ry Andriamanitray
Foana ny fasana ota dia lasanao
Velona indray Jeso 'lay mpanjakanay
zqygmd Tsara Ny Tompo Mpamindra fo
Sady mamonjy ny very izy
Koa asandrato ny feonao
Derao Jeso
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Hits : 1038
Likes : 0 Like
Created by : Fenodera-Philberto
Date : 12/07/2023 12:26
