Derao Jeso (Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dera asandratray laza ventesinay
Hoby kaloinay ho Anao Ry Andriamanitray
Foana ny fasana ota dia lasanao
Velona indray Jeso 'lay Mpanjakanay
Tsofy hatrany ny sodina
jirmjkg Tendreo koa ny valihanao
Dobodoboy ny aponganao
Derao Jeso
Dera asandratray laza ventesinay
Hoby kaloinay ho Anao Ry Andriamanitray
Foana ny fasana ota dia lasanao
Velona indray Jeso egsynfl zkmajroe 'lay mpanjakanay
Tsara Ny Tompo Mpamindra tononkira.serasera.org fo
Sady mamonjy ny very izy
Koa asandrato ny feonao
Derao Jeso
Hoby kaloinay ho Anao Ry Andriamanitray
Foana ny fasana ota dia lasanao
Velona indray Jeso 'lay Mpanjakanay
Tsofy hatrany ny sodina
jirmjkg Tendreo koa ny valihanao
Dobodoboy ny aponganao
Derao Jeso
Dera asandratray laza ventesinay
Hoby kaloinay ho Anao Ry Andriamanitray
Foana ny fasana ota dia lasanao
Velona indray Jeso egsynfl zkmajroe 'lay mpanjakanay
Tsara Ny Tompo Mpamindra tononkira.serasera.org fo
Sady mamonjy ny very izy
Koa asandrato ny feonao
Derao Jeso
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'ny Famonjena Betlehema Ankofafa (AFA)Visites : 1037
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fenodera-Philberto
Date : 12/07/2023 12:26
