Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny fitahianao (Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o, indro atolotray
Ny antsa fiderana ny anaranao
Mitory ny fahasoavanao
Ka manainga ny fo ysflnt mba handray anao
Hamelona fanahy
Hanambara fa Ianao dia Ianao no Tomponay
Fitahiana lalandava tononkira.serasera.org no asehonao
Na sarotra aza anie ny lalana hizoranay ry Ray
Ianao no tsy mba mandao
Ianao lay Ray tsy mba mandao anao
Fa mandrakizay ny fitiavanao
Fa mandrakizay ny voninahitrao
Tsara sy mendrika ianao
Raha tolorana pqodqkb fisaoran-dehibe
Tsy misy mihitsy ny tao anao
Fa na tokana Aminao dia foinay ho anao
Misaotra Tompo o
Mankalaza hwnxjao Anao zahay fa lehibe ny fitiavanao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A)Vangy : 995
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Dapoon
Daty : 19/11/2019 21:40