Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny fitahianao (Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o, indro atolotray
Ny zholdw antsa fiderana ny anaranao
Mitory ny fahasoavanao
Ka manainga ny fo mba handray anao
Hamelona fanahy
Hanambara fa Ianao dia Ianao no Tomponay
Fitahiana lalandava no asehonao
Na sarotra aza anie ny lalana hizoranay ry Ray
Ianao no tsy mba mandao
Ianao lay Ray tsy mba mandao anao
Fa mandrakizay tononkira.serasera.org ny fitiavanao
Fa mandrakizay ny voninahitrao
Tsara sy mendrika ianao
Raha tolorana fisaoran-dehibe
Tsy pabivrl misy mihitsy ny tao anao
Fa na tokana Aminao dia guwusx foinay ho anao
Misaotra Tompo o
Mankalaza Anao zahay fa lehibe ny fitiavanao
Ny zholdw antsa fiderana ny anaranao
Mitory ny fahasoavanao
Ka manainga ny fo mba handray anao
Hamelona fanahy
Hanambara fa Ianao dia Ianao no Tomponay
Fitahiana lalandava no asehonao
Na sarotra aza anie ny lalana hizoranay ry Ray
Ianao no tsy mba mandao
Ianao lay Ray tsy mba mandao anao
Fa mandrakizay tononkira.serasera.org ny fitiavanao
Fa mandrakizay ny voninahitrao
Tsara sy mendrika ianao
Raha tolorana fisaoran-dehibe
Tsy pabivrl misy mihitsy ny tao anao
Fa na tokana Aminao dia guwusx foinay ho anao
Misaotra Tompo o
Mankalaza Anao zahay fa lehibe ny fitiavanao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A)Hits : 1019
Likes : 0 Like
Created by : Dapoon
Date : 19/11/2019 21:40
