Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A)
2696
Nampiditra : Dapoon
Tamin'ny : 15/11/2019 12:44:23
Mombamomba :
Ny A.M.A.L.A dia antoko mpihira Catholique ao amin'ny ECAR Notre Dame de Rosaire Antohomadinika.
Izy ireo dia mitory an-kira ny tenin'Andriamanitra.
Niforona tamin'ny taona 1992 tao amin'ny Fiangonana ECAR Notre Dame de Rosaire Antohomadinika ihany.
Lisitry ny hira
Hampiditra hira- Aina ho anay
- Aleloia Hozana
- Andeha isika ho any Bethehema
- Andriamanitra
- Andriamanitra Fitiavana
- Andriamanitra Ray Tsitoha
- Arotsay ao am-ponay ry Tompo รด
- Asa fiantrana
- Asandrato
- Asandratray