Ny fitahianao (Antoko Mpihiran'ny Andon'ny Lanitra Antohomadinika (A.M.A.L.A))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o, indro atolotray
Ny antsa fiderana ny anaranao
Mitory ny fahasoavanao
Ka manainga tononkira.serasera.org ny fo mba handray anao
Hamelona fanahy
Hanambara fa Ianao dia Ianao no Tomponay

Fitahiana lalandava no asehonao
Na sarotra aza anie ny mwcierzg lalana hizoranay ry Ray
Ianao no tsy mba exole mandao
Ianao lay Ray tsy mba mandao anao
Fa mandrakizay ny fitiavanao
Fa mandrakizay ny voninahitrao

Tsara sy mendrika ianao
Raha tolorana fisaoran-dehibe
Tsy misy mihitsy ny tao mwnobyi anao
Fa na tokana Aminao dia foinay ho anao
Misaotra Tompo o
Mankalaza Anao zahay fa lehibe ny fitiavanao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0498