Ampidiro aloha ny tenimiafina
Jehovah no mahery (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jehovah ô! Ianao no hiraina izao
Fa dia navotanao, tanaty ady gxtj mahery
Ireo zanak'Israely, Ireo zanak'Israely
Fiv:Ny kalesin'i Farao, sy ny miaramila
Dia natsipiny ho ao, ao an-dranomasina
Ny tononkira.serasera.org tanan-ankavanany, fata-daza amin'ny hery
Ny fahefana oazut ananany, mahery mahery
Nofinofy ny an'ireo
Firenena izay miseho
Raisim-potsiny amin'ny vtfbzl kely
Ireto zanak'Israely
Tora-kovitra avokoa
Firenena izay mandre
Fa Jehovah ilay Tsitoha
Manan-kery lehibe
Fa dia navotanao, tanaty ady gxtj mahery
Ireo zanak'Israely, Ireo zanak'Israely
Fiv:Ny kalesin'i Farao, sy ny miaramila
Dia natsipiny ho ao, ao an-dranomasina
Ny tononkira.serasera.org tanan-ankavanany, fata-daza amin'ny hery
Ny fahefana oazut ananany, mahery mahery
Nofinofy ny an'ireo
Firenena izay miseho
Raisim-potsiny amin'ny vtfbzl kely
Ireto zanak'Israely
Tora-kovitra avokoa
Firenena izay mandre
Fa Jehovah ilay Tsitoha
Manan-kery lehibe
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 1147
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : andrytianarajoelison
Daty : 11/04/2022 22:46
