Ny Anaranao (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ny Anaranao ggemjrzd ry Tompo
No naseho tamin'ireo mpanompo
Ahafantarana ny marina
Fa Ianao no Tompo Ray Masina
Ny Teninao ihany koa
Aina ho an'izay mandre
Ny Teninao uksmz manome soa
sady Hery lehibe
Ref:Tompo ô, ny Anaranao
Fahazavana tokoa
Ary koa, ny Teninao
Manoro lalana soa
2- Miely eran-tany
Re hatramin'izao tontolo izao
Fa Jehovah irery ihany
Ray mpanjakan'izao rehetra izao
Fa nomenao wuksngkv ny fahefana
Ilay Jeso zanakao
tononkira.serasera.org Mba hanala ny fangejana
Hampody indray Aminao
No naseho tamin'ireo mpanompo
Ahafantarana ny marina
Fa Ianao no Tompo Ray Masina
Ny Teninao ihany koa
Aina ho an'izay mandre
Ny Teninao uksmz manome soa
sady Hery lehibe
Ref:Tompo ô, ny Anaranao
Fahazavana tokoa
Ary koa, ny Teninao
Manoro lalana soa
2- Miely eran-tany
Re hatramin'izao tontolo izao
Fa Jehovah irery ihany
Ray mpanjakan'izao rehetra izao
Fa nomenao wuksngkv ny fahefana
Ilay Jeso zanakao
tononkira.serasera.org Mba hanala ny fangejana
Hampody indray Aminao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 1147
Likes : 1 Like
Created by : andrytianarajoelison
Date : 11/04/2022 18:12
