Jesoa no famonjena (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isika izao tokoa anieDia niangaran'Andriamanitra
Fa tiany ho vonjena ho any an-danitra
Ho mpiray lova aminy
Raha mino koa ny zanany
Handray ho tompo sy mpamonjy ao anatiny
Fa nomeny toky raha manova famindra
Tsy ho zaza kamboty manana ny Ray mpandrindra
O!antsoy Jesoa mba hiditra ao am-po hanjaka
Ka ho foana ny ratsy mpandravarava
Tiany ho vonjena avokoa isika rehetra
Tiany hanana ilay fiainana tsy manam-petra
Famonjena ho ahy sy ianao ny anio
Ka izao no tsarovy sy mba tadidio
Zay nampanantena f'hiverina indray
Mba hamonjy ny olony ho Azy mandrakizay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 997
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : haingotiana15
Daty : 28/02/2016 13:57