Ampidiro aloha ny tenimiafina
Haleloia (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Haleloia, Haleloia, Hosana ô!
Dera laza anie any amin'ny avo dvzxarl indrindra
Hosana ho Anao Tomponay
Teraka Jeso Tomponay
Taitra ny olona fahizay
Nisy anjely nihira teo
Mahafinaritra tsara tononkira.serasera.org feo
Ny anjely sy ireo mpiandry ondry samy mankalaza
Izay mampiseho fa mpanjakan'ny mpanjaka ilay zaza
Andro noely izao samy mankalaza avokoa ny olona
Ka manandra-peo sy mihira mafy hoe: bmuyej Haleloia
Tonga ety an-tany ny mpanavotra
Mba hanafaka ireo tahotra
Mampiseho ny fampihavana
Ary koa voarj mitondra fiadanana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 1077
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : tokyrajoelison
Daty : 17/12/2022 10:38