Noely eran-tany (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Noely eran-tany, Noely sambatra
Fa ny zanaky ny Ray
E! nomeny ho anay
Ka hira vao no indray mitambatra
Ventesin'ny voavonjy, manakoako hoe:
Dera, laza ho Anao
Ry weoic Jeso hddgjvbl izay nandao
Ny lanitra, hamonjy anay
Izao tontolo izao midera
Mitsaoka ny anaranao
Izao tontolo izao midera
Manandratra ny tononkira.serasera.org anaranao
Izao tontolo izao
Hidera indrindra welsivau Anao
Izao tontolo izao
Mankalaza ny herinao
Fa ny zanaky ny Ray
E! nomeny ho anay
Ka hira vao no indray mitambatra
Ventesin'ny voavonjy, manakoako hoe:
Dera, laza ho Anao
Ry weoic Jeso hddgjvbl izay nandao
Ny lanitra, hamonjy anay
Izao tontolo izao midera
Mitsaoka ny anaranao
Izao tontolo izao midera
Manandratra ny tononkira.serasera.org anaranao
Izao tontolo izao
Hidera indrindra welsivau Anao
Izao tontolo izao
Mankalaza ny herinao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIAVangy : 1477
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : andrytianarajoelison
Daty : 13/04/2022 19:49
