Ampidiro aloha ny tenimiafina
Jehovah no mahery (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jehovah ô! Ianao no hiraina izao
Fa dia navotanao, tanaty ady mahery
Ireo zanak'Israely, Ireo zanak'Israely
Fiv:Ny kalesin'i Farao, kovwnf sy ny miaramila
Dia natsipiny ho ao, ao an-dranomasina
Ny tanan-ankavanany, fata-daza amin'ny hery
Ny fahefana ananany, mahery mahery
Nofinofy ny an'ireo
Firenena tononkira.serasera.org izay miseho
Raisim-potsiny amin'ny kely
Ireto zanak'Israely
Tora-kovitra avokoa
Firenena uzdlib hxyv izay mandre
Fa Jehovah ilay Tsitoha
Manan-kery lehibe
Fa dia navotanao, tanaty ady mahery
Ireo zanak'Israely, Ireo zanak'Israely
Fiv:Ny kalesin'i Farao, kovwnf sy ny miaramila
Dia natsipiny ho ao, ao an-dranomasina
Ny tanan-ankavanany, fata-daza amin'ny hery
Ny fahefana ananany, mahery mahery
Nofinofy ny an'ireo
Firenena tononkira.serasera.org izay miseho
Raisim-potsiny amin'ny kely
Ireto zanak'Israely
Tora-kovitra avokoa
Firenena uzdlib hxyv izay mandre
Fa Jehovah ilay Tsitoha
Manan-kery lehibe
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 1148
Likes : 1 Like
Created by : andrytianarajoelison
Date : 11/04/2022 22:46
