Jeso no Mpanjaka (Antoko Mpihira MORIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho Anao ho Anao tononkira.serasera.org ry Jeso zanak'i Davida ô
Ny hosana fiderana ho Anao mandrakizay
Ravanao ny hajambana izay nahamaizina izao tontolo izao
Mazava aiepryw lehibe no he atolotrao

Mivelatra cwjj izao ny lamba
Ho fandiavan-tongotrao
Ho marika sy fanajana
Fa Anao izao tontolo izao
Ianao, Ianao
Ianao Jeso ilay Mpanjakanay doria

Asandrato ny feo ry rgaj olombelona mpanota ô
F'indro tonga ho antsika famonjena lehibe
Raiso ao am-ponao izao
Fa tsy ho very ny ainao
Lanjany avokoa ireo ratsy vitanao

Vahoaka maro no mifaly
Manandratra hosana ao
Fa afa-gadra afa-jaly
Ka zovy no tsy hidera izao
Ianao, Ianao
Ianao Jeso ilay Mpanjakanay doria.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antoko Mpihira MORIA
Vangy : 998
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : tokyrajoelison
Daty : 28/05/2023 08:53
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0326