You are here: home > Tononkira > Antoko Mpihira MORIA

Jesosy ô! ekeko ny hitia (Antoko Mpihira MORIA)

https://tononkira.serasera.org/hira/antoko-mpihira-moria/jesosy-ekeko-ny-hitia

Jesosy ô! ekeko ny hitia
Satria Ianao efa nitia
Ny tsy tia efa notiavinao
Kizaho indray ve Tompo no handa

Jesosy ô! manaiky aho ny hivavaka
Zay vavaka efa nanombohona Anao
Niharitra Ianao novonoina nohomboina
K'izaho indrTsiky dia ampyay ve Tompo no handa

Fa henjika sy famonoana fiokoana
Ary lefona latsa sy rora akora
Eny mafy maningotra aina
nozakaina
Nolovaina aminao mitaraina
Fa nentinao, ekeko
Eny Ray ô! Hanaraka anao ekeko izao
Fa sitrako, k'izaho indray ve Tompo no handa

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antoko Mpihira MORIA
Mpamaky : 4092
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ericsmiler1
Tamin'ny : 30/08/2014 10:50:39
ID : 6706

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo