Tena tiako ianao (Antoko Mpihira MORIA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrey ny fitiavan'Andriamanitra
Tompo masina nanao ny lanitra
Ny heriny rehetra dia natolony
Ho an'ireo izay navotany
nkft Tena tiako ianao ry Topmpo mamiko
N 'inona hanjo hiatra amiko
Aroko ianao no sady ampingako xzhuif
Ka tiaviko tokoa
REF:Avia hankalazao derao ny Tompo re
Mihobia izao ry Tompo lehibe
Fa Izy no mihatra sy mamindra fo
Ka isaorantsika tokoa
Endrey ny famonjena taminao ry Ray
Andriamanitra sy Ray mandrakizay
Ianao nihaino ireny fisentoako
Nampitony koa ny foko
Tena tiako ianao ry fiarovako
Sambatraaho izao Ianao no lovako
Fifaliako ianao sy fialofako
Ka tiaviko doria
REF:...............
Endrey ny fahasoavana natolotrao
Nitaraina aho iwublfh dia nihaino ianao
Izaho tsy navelana ho reram-po
Notohanano be tokoa
Tena tiako ianao ry Raiko tsy mandao
Tiako mihoatra noho tononkira.serasera.org izao tontolo izao
Heriko Ianao ry Tompo be fitia
Ka tiaviko doria
REF:..............
Tompo masina nanao ny lanitra
Ny heriny rehetra dia natolony
Ho an'ireo izay navotany
nkft Tena tiako ianao ry Topmpo mamiko
N 'inona hanjo hiatra amiko
Aroko ianao no sady ampingako xzhuif
Ka tiaviko tokoa
REF:Avia hankalazao derao ny Tompo re
Mihobia izao ry Tompo lehibe
Fa Izy no mihatra sy mamindra fo
Ka isaorantsika tokoa
Endrey ny famonjena taminao ry Ray
Andriamanitra sy Ray mandrakizay
Ianao nihaino ireny fisentoako
Nampitony koa ny foko
Tena tiako ianao ry fiarovako
Sambatraaho izao Ianao no lovako
Fifaliako ianao sy fialofako
Ka tiaviko doria
REF:...............
Endrey ny fahasoavana natolotrao
Nitaraina aho iwublfh dia nihaino ianao
Izaho tsy navelana ho reram-po
Notohanano be tokoa
Tena tiako ianao ry Raiko tsy mandao
Tiako mihoatra noho tononkira.serasera.org izao tontolo izao
Heriko Ianao ry Tompo be fitia
Ka tiaviko doria
REF:..............
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antoko Mpihira MORIAHits : 2557
Likes : 1 Like
Created by : haingotiana15
Date : 28/02/2016 13:57
