SOAVINA (AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ianao, tanàna itoerako;
Nipoirako, nitaiza ny fahazazako.
Nampifaly ahy tamin’ny hatanorako;
Nahalala ny tanjoko sy fikasako.
Nanatrika ny tsiky, sy ny fahoriako;
Itokiako, hiara-dàlana amin’(ny) fiainako.
2. Ianao, tanànako lalaiko;
Tiako mba hitoetra, hiaina ny Fahazavana.
Lavitry ny haizina sy fahantrana.
Rehare(han)’ny taranaka, dimby sy fara.
Hiavaka amin’(ny) tany sy ny lglm firenena;
Haneho ny Voninahitr’Andriamanitra.
Ref.
SOAVIN(A) ianao, SOAVIN(A) ianao.
Ilay tanàna feno ny tononkira.serasera.org Fahasoavana.
Andriamanitra ilay nahary anao,
Izy vnoj no ztcoe hampisalotra anao ny Fahombiazana.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFAS - Antsan'ny FinoanA SoavinaVangy : 822
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fanafy
Daty : 25/03/2023 09:20