Ry mino ô! (AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ry mino ô!
Tsy misy azo antenaina ety;
Mba saino anie,
Ho levona izao tontolo izao.
Ary ianao? Izay mitoky fatratra hoe:
"Miadana aho amin'izao fiainana izao."

Refrain:
(Fa ny mahasoa anao),
Ny mahasoa anao dia ny Tompo;
Ray sy Zanaka, Fanahy. (Nanomana fitoerana)
Ilay nanomana fitoerana ho anao. (-mana fitoerana ho anao)
(Fa ny mahasoa anao),
Ny mahasoa anao, dia Jesosy;
Izy ilay namonjy anao. (Fiadanana no omeny anao)
Fiadanana, izany no omeny.

2. Ry mino ô!
Henoy ny feon'ny Tompo miantso anio;
Ny teniny, aina ho an'izay mandray Azy.
Very ianao, raha toa mandao ilay nahary anao;
Ô! Matokia, ny fonao atolory Azy.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFAS - Antsan'ny FinoanA Soavina
Vangy : 1160
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fanafy
Daty : 20/02/2019 15:43
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0722